Hahafantatra ny tetikasa
Manohana ireo tovovavy sy zatovovavy 18 ka hatramin’ny 35 taona eto Madagasasikara ny tetikasa Eager mba hahafahan’izy ireo miditra amin’ny sehatry ny asa na miditra amin’ny fandraharahana. Fantaro ireo singa mandrafitra ny tetikasa, ny dingana arahina ao anatin’ny fandaharanasa SARAMBA MANORINA ary ny fomba ahafahana mandray anjara.

